HIRA 39 Miezaha ho Tsara Laza eo Imason’i Jehovah Mifidiana Raki-peo Miezaha ho Tsara Laza eo Imason’i Jehovah Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Mpitoriteny 7:1) 1. Mandalo tsy tana Ny andro tsirairay, Ka ampiasao mba Hideranao ny Ray. Ampifalio ny fony, Ny marina hazòny, Dia tanteraho koa Ny sitrapony. 2. Harena sa laza No mahavariana etỳ? Madiva ho rava Ity tontolo ity! Raha ’zao tontolo izao No lasa namanao, Jehovah tsy mba Ho tia anao. 3. Ny anaranao koa Soratany ao am-po, Ianao ho tsaroany, Homeny valisoa. Raha tsara laza ianao Dia ho voasoratra ao Mandrakizay ny Anaranao. (Jereo koa ny Gen. 11:4; Ohab. 22:1; Mal. 3:16; Apok. 20:15.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Miezaha ho Tsara Laza eo Imason’i Jehovah MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Miezaha ho Tsara Laza eo Imason’i Jehovah (Hira 39) Tenin’ny Tanana Malagasy Miezaha ho Tsara Laza eo Imason’i Jehovah (Hira 39) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016839/sign/wpub/1102016839_sign_sqr_xl.jpg sjj 39