HIRA 47 Mivavaha Isan’andro Mifidiana Raki-peo Mivavaha Isan’andro Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (1 Tesalonianina 5:17) 1. Tsy andrin’i Jehovah ny hihaino anao, Ka ny ao am-ponao, resaho, tantarao! Izy anie ka Namana azo itokiana, Tsy manary anao ’lay Ray be fiahiana. Mivavaha àry isan’andro! 2. Mivavaha raha mbola eo ny maraina, Dia misaora an’ilay Mpanome aina. Fantany ianao hoe mba vovoka ihany, Ka iangavio foana ny famelany. Mivavaha àry isan’andro! 3. Dia raha toa vesaran’ny fanahiana, Satriny anie hanome fanampiana. Mba antsoy Jehovah raha sendra kivy, F’izy no Raintsika mandrakariva. Mivavaha àry isan’andro! (Jereo koa ny Sal. 65:5; Mat. 6:9-13; 26:41; Lioka 18:1.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Mivavaha Isan’andro MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Mivavaha Isan’andro (Hira 47) Tenin’ny Tanana Malagasy Mivavaha Isan’andro (Hira 47) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016847/sign/wpub/1102016847_sign_sqr_xl.jpg sjj 47