HIRA 51 Nanokan-tena ho An’i Jehovah Mifidiana Raki-peo Nanokan-tena ho An’i Jehovah Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Matio 16:24) 1. Nijery ahy Jehovah fony aho tsy nisy tia, Nantsoiny aho ho mpianatr’i Kristy. Dia nekeko ireo lalàny, Lasa tiako ny hazavany; Te hanao ny sitrapony, Tsy hanao ’zay tiako intsony. (FIVERENANA) Intỳ aho, Jehovah, f’efa nanokan-tena. Safidy natao tsy mba noterena. 2. Nivoady aho, Jehovah, tamin’ny andro iray, Hoe hanompo anao mandrakizay. Hafaliana tsy mandalo, Tombontsoa tsy atakalo Ny manao ny asanao, Mitondra ny anaranao. (FIVERENANA) Intỳ aho, Jehovah, f’efa nanokan-tena. Safidy natao tsy mba noterena. (Jereo koa ny Sal. 43:3; 107:22; Jaona 6:44.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Nanokan-tena ho An’i Jehovah MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Nanokan-tena ho An’i Jehovah (Hira 51) Tenin’ny Tanana Malagasy Nanokan-tena ho An’i Jehovah (Hira 51) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016851/sign/wpub/1102016851_sign_sqr_xl.jpg sjj 51