HIRA 56 Raiso Am-po ny Fahamarinana Mifidiana Raki-peo Raiso Am-po ny Fahamarinana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Ohabolana 3:1, 2) 1. Mba fantatrao ve ny mahasambatra eto an-tany? Ny fahamarinana ihany! Raha tianao Jehovah, dia ho tianao ny lalàny; Ekeo fa mahasoa anao ’zany. (FIVERENANA) Lova sarobidy, Io no marina, aza amidy! Raiso am-po fa tsy hanenenanao io, Ka ny marina fidio. 2. Ny fanompoanao, na tsy mora aza indraindray, Tsy hadino, tsy very maina. Fa ny miandry anao, valisoa mandrakizay; Fifaliana tsy hay lazaina! (FIVERENANA) Lova sarobidy, Io no marina, aza amidy! Raiso am-po fa tsy hanenenanao io, Ka ny marina fidio. 3. Jehovah anie Ray, te hitantana sy hiaro, Ka ny tananao atolory. Tianao ve ny hampiany, dia handray zava-tsoa maro? ’Zay lalana atorony izory! (FIVERENANA) Lova sarobidy, Io no marina, aza amidy! Raiso am-po fa tsy hanenenanao io, Ka ny marina fidio. (Jereo koa ny Sal. 26:3; Ohab. 8:35; 15:31; Jaona 8:31, 32.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Raiso Am-po ny Fahamarinana MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Raiso Am-po ny Fahamarinana (Hira 56) Tenin’ny Tanana Malagasy Raiso Am-po ny Fahamarinana (Hira 56) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016856/sign/wpub/1102016856_sign_sqr_xl.jpg sjj 56