HIRA 139 Saintsaino ny Fiainanao ao Amin’ny Tontolo Vaovao Mifidiana Raki-peo Saintsaino ny Fiainanao ao Amin’ny Tontolo Vaovao Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Apokalypsy 21:1-5) 1. Saintsaino ange ny fiainanao Ao amin’ilay tontolo vaovao! Saintsaino ny fiadanana ao. Ahoana re no ho tsapanao? Ny ratsy dia tsy hisy ’ntsony, Satria Jehovah nandray ny zony. Haverina ho paradisa ny tany. Hirao sy derao àry ’lay nahatonga izany: (FIVERENANA) “Misaotra ry Ray, noho ’zay nataonao. Vaovao ny tany noho ’lay Zanakao. Ny hira asandratray dia avy ao am-ponay. Ny haja sy dera ho anao mandrakizay!” 2. Saintsaino indray izaho sy ianao, Ao amin’ilay tontolo vaovao! Izay jerena dia mampitony, Satria ny tahotra tsisy ’ntsony. Tanteraka ’zay nokasainy, Eo amintsika ny tranolainy. Ireo nodimandry hatsangany koa, Ka hiara-misaotra sy hihira amin’ny fo: (FIVERENANA) “Misaotra ry Ray, noho ’zay nataonao. Vaovao ny tany noho ’lay Zanakao. Ny hira asandratray dia avy ao am-ponay. Ny haja sy dera ho anao mandrakizay!” (Jereo koa ny Sal. 37:10, 11; Isaia 65:17; Jaona 5:28; 2 Pet. 3:13.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Saintsaino ny Fiainanao ao Amin’ny Tontolo Vaovao MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Saintsaino ny Fiainanao ao Amin’ny Tontolo Vaovao (Hira 139) Tenin’ny Tanana Malagasy Saintsaino ny Fiainanao ao Amin’ny Tontolo Vaovao (Hira 139) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016939/sign/wpub/1102016939_sign_sqr_xl.jpg sjj 139