HIRA 141 Sarobidy ny Fiainana Mifidiana Raki-peo Sarobidy ny Fiainana Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 36:9) 1. Rano mikoriana, Siokan’ireo fody, Zaza iray mahafatifaty, Masoandro mody. Fahagagana ireo, Mahasondriana erỳ, Fanomezan’ilay Raintsika be fitia. (FIVERENANA) Raha toa ny fiainanao ankamamianao, Tiavo ilay nanome azy io ary ankasitraho. Izao no tadidio: Tsy misy toa azy io. Ny aina tsy voavidy... Fa tena sarobidy! 2. Misy mamoy fo, Tsy te hiaina intsony, Toy ilay vadin’i Joba, Kivy ny fony! Fa isika kosa Mankamamy ny aina, Ka misaotra an’i Jehovah raha mbola miaina. (FIVERENANA) Raha toa ny fiainanao ankamamianao, Tiavo koa ny namanao sady ankasitraho. Izao no tadidio: Tsy misy toa azy io. Ny aina tsy voavidy... Fa tena sarobidy! (Jereo koa ny Joba 2:9; Sal. 34:12; Mpito. 8:15; Mat. 22:37-40; Rom. 6:23.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Sarobidy ny Fiainana MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Sarobidy ny Fiainana (Hira 141) Tenin’ny Tanana Malagasy Sarobidy ny Fiainana (Hira 141) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016941/sign/wpub/1102016941_sign_sqr_xl.jpg sjj 141