HIRA 93 Tahio ny Fiarahanay Mivory Mifidiana Raki-peo Tahio ny Fiarahanay Mivory Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Hebreo 10:24, 25) 1. Mba tahio ny fivorianay, Ry Jehovah Tomponay. Ny fanahinao mahery, Mba omeo, mba arotsahy. 2. Ampianaro anay, Jehovah, ’Zay voalazan’ny Baiboly; Sady ampio ho tia ny hafa, Ampiofano hahay hitory. 3. Ray malala ô, tahio ’zahay Hiray saina, hifankatia; Fa ny tena fanirianay Dia hidera anao doria. (Jereo koa ny Sal. 22:22; 34:3; Isaia 50:4.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Tahio ny Fiarahanay Mivory MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Tahio ny Fiarahanay Mivory (Hira 93) Tenin’ny Tanana Malagasy Tahio ny Fiarahanay Mivory (Hira 93) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016893/sign/wpub/1102016893_sign_sqr_xl.jpg sjj 93