HIRA 28 Te ho Namanao Izahay, Jehovah Mifidiana Raki-peo Te ho Namanao Izahay, Jehovah Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Salamo 15) 1. Iza, Jehovah ô, Iza no fidinao Mba hivahiny ao an-tranonao? Iza no namanao? ’Zay tena mino anao, Ny Teninao no tiany; Manao ny rariny, azo itokiana, Dia ’zay tsy misy tsiny. 2. Iza, Jehovah ô, Iza no ekenao? Iza no tianao ho namanao Akaikin’ny fonao? ’Zay tia ny anaranao, Tsotra, madio am-po, Tsy mba mandainga, miantra ny ory Sy vonona hankatò. 3. ’Zahay, Jehovah ô, Mba te ho akaiky anao. ’Zay ao am-ponay, ny fiainanay, Zarainay aminao. Namana tsara ianao, Tsara indrindra ho anay. Fanirianay ny ho namanao, Eny, mandrakizay. (Jereo koa ny Sal. 139:1; 1 Pet. 5:6, 7.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Te ho Namanao Izahay, Jehovah MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Te ho Namanao Izahay, Jehovah (hira 28) Tenin’ny Tanana Malagasy Te ho Namanao Izahay, Jehovah (hira 28) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016828/sign/wpub/1102016828_sign_sqr_xl.jpg sjj 28