HIRA 140 Tonga Ihany Ilay Fiainana Mandrakizay! Mifidiana Raki-peo Tonga Ihany Ilay Fiainana Mandrakizay! Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Jaona 3:16) 1. Etsy ange, mba saintsaino hoe Mpianakavy miara-paly, Tsisy hoe marary, lavorary. Dify izay nampijaly! (FIVERENANA) Hirao sy kaloy foana, Saintsaino ilay fotoana. F’indray andro any, ho avy izany, Dia io fa tonga ihany! 2. ’Reo be taona, mba nanahoana? Efa niova tsy toy ’zany. Tsara tarehy, kanto anie, Endrey ny hatanorany! (FIVERENANA) Hirao sy kaloy foana, Saintsaino ilay fotoana. F’indray andro any, ho avy izany, Dia io fa tonga ihany! 3. Paradisa no iainantsika, Ka Jehovah no derao. Raha mbola miaina, velon’aina, Izy no ankasitraho! (FIVERENANA) Hirao sy kaloy foana, Saintsaino ilay fotoana. F’indray andro any, ho avy izany, Dia io fa tonga ihany! (Jereo koa ny Joba 33:25; Sal. 72:7; Apok. 21:4.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Tonga Ihany Ilay Fiainana Mandrakizay! MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Tonga Ihany Ilay Fiainana Mandrakizay! (Hira 140) Tenin’ny Tanana Malagasy Tonga Ihany Ilay Fiainana Mandrakizay! (Hira 140) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016940/sign/wpub/1102016940_sign_sqr_xl.jpg sjj 140