HIRA 138 Tsara Tarehy Amin’i Jehovah Ireo Fotsy Volo Mifidiana Raki-peo Tsara Tarehy Amin’i Jehovah Ireo Fotsy Volo Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Ohabolana 16:31) 1. Matokia fa sarobidy Ianareo be taona; Tena tia an’i Jehovah, Miaritra eny foana. Na dia osa na marary, Na hoe maty vady... Ray ô, ’zay ho valisoany, Asehoy sahady! (FIVERENANA) Ny finoany, ry Ray, Tsy hadinonao. ’Zay nataony hatrizay, Tena sitrakao! 2. Fa fony ianareo tanora, Nanao fanompoana, Nanome ’zay tsara indrindra Ka tsy hohadinoina. ’Zao ’nareo na fotsy volo Dia tsara tarehy Amin’i Jehovah Ray, Tsy mba foiny anie! (FIVERENANA) Ny finoany, ry Ray, Tsy hadinonao. ’Zay nataony hatrizay, Tena sitrakao! (Jereo koa ny Sal. 71:9, 18; Ohab. 20:29; Mat. 25:21, 23; Lioka 22:28; 1 Tim. 5:1.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Tsara Tarehy Amin’i Jehovah Ireo Fotsy Volo MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Tsara Tarehy Amin’i Jehovah Ireo Fotsy Volo (Hira 138) Tenin’ny Tanana Malagasy Tsara Tarehy Amin’i Jehovah Ireo Fotsy Volo (Hira 138) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016938/sign/wpub/1102016938_sign_sqr_xl.jpg sjj 138