HIRA 42 Vavaky ny Mpanompon’Andriamanitra Mifidiana Raki-peo Vavaky ny Mpanompon’Andriamanitra Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Efesianina 6:18) 1. Jehovah ô, Ray any ambony any, Ny anaranao ho masina eran-tany. Mahatonga ianao, tsy toha, mahagaga, ’Zay kasainao dia tsy maintsy hitranga. Ary ilay Fanjakanao, Enga anie ho tonga izao! 2. Misaotra anao satria mbola miaina, Ary isan’andro omenao ’zay ilaina. Avy aminao koa ny fahendrena, Ny fahalalanao no tena harena. Koa misaotra anao satria Ianao, Ray ô, tena tia. 3. Ny fahoriana toa mahery fiavy; Mba mila anao, marefo ka miangavy. Ampaherezo anie f’aza afoy, Mba tsy ho kivy, fa mbola hanohy; Ampio ’zahay hanohy ny ady, Ary hanefa an’ilay voady. (Jereo koa ny Sal. 36:9; 50:14; Jaona 16:33; Jak. 1:5.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Vavaky ny Mpanompon’Andriamanitra MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Vavaky ny Mpanompon’Andriamanitra (Hira 42) Tenin’ny Tanana Malagasy Vavaky ny Mpanompon’Andriamanitra (Hira 42) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016842/sign/wpub/1102016842_sign_sqr_xl.jpg sjj 42