HIRA 99 Vavolombelona Maro Mifidiana Raki-peo Vavolombelona Maro Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Apokalypsy 7:9, 10) 1. Vavolombelona maro, ’Zay samy mpankatò; Midera an’i Jehovah, Manompo an-tsitrapo. Vahoaka be isika, An-tapitrisa izao; Samy hafa foko sy firenena, Nefa tsy mifandao. 2. Vavolombelona maro, Mitory eran-tany; Mitondra vaovao tsara Hatrany lavitra any. Raha sendra kivy isika Na te mba hitaraina, Jesosy no hankahery ’ndray, Tony ny fo sy saina. 3. Vavolombelona maro, Manompo eo an-tempoly. Arovan’i Jehovah, Manao ny sitrapony. Tia mifanampy ’sika, Toy ny fianakaviana Antsoin’i Jehovah hiara-miasa; Hanao ny fitoriana. (Jereo koa ny Isaia 52:7; Mat. 11:29; Apok. 7:15.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Vavolombelona Maro MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Vavolombelona Maro (Hira 99) Tenin’ny Tanana Malagasy Vavolombelona Maro (Hira 99) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016899/sign/wpub/1102016899_sign_sqr_xl.jpg sjj 99