HIRA 137 Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika Mifidiana Raki-peo Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hamoaka ny Soratra Hanafina ny Soratra Soratra Sary (Romanina 16:2) 1. Estera, Saraha, Rota, na i Maria Dia tsara toetra sy feno fahendrena. Vehivavy maro koa no nahafoy tena. Ny anarany na dia tsy nolazaina, Tsy hadinon’i Jehovah izy ’reo, Ary ny finoany dia tsy mba very maina. 2. Modely ho antsika rehetra izy ’reo, Satria tsara fanahy sy mahery fo. Ianareo anabavy ankehitriny koa, Sarobidy aminay ’zay ataonareo. Na ny toetra na ny fanompoana, Mendri-piderana, ka sambatra ianareo. 3. Ianareo reny, vady, na zanakay, ’Reo maty vady sy ’reo zatovovavy, Jehovah tia anareo, ry anabavy! Miasa mafy ianareo ary mankatò, Sady maotina, malemy paika. Mendrika anareo ny hahazo valisoa! (Jereo koa ny Fil. 4:3; 1 Tim. 2:9, 10; 1 Pet. 3:4, 5.) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika MIHIRÀ AMIN’NY FO HO AN’I JEHOVAH Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika (Hira 137) Tenin’ny Tanana Malagasy Vehivavy Manam-pinoana sy Tsy Mivadika (Hira 137) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102016937/sign/wpub/1102016937_sign_sqr_xl.jpg sjj 137