Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Bokin’ny Asan’ny Apostoly

Fampidirana ny Bokin’ny Asan’ny Apostoly

Famintinana ny bokin’ny Asan’ny Apostoly. Tantaraina ao ny niandohan’ny fiangonana kristianina. Resahina ao koa hoe nitombo haingana be izy io na dia nisy aza ny fanenjehana.