Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Bokin’i Estera

Fampidirana ny Bokin’i Estera

Ho hitanao ao amin’ny bokin’i Estera ireo toerana sy zava-nitranga tamin’ny andron’i Estera, ary ny tantarany. Resahina ao fa sahy niaro ny vahoakan’Andriamanitra i Estera.