Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Bokin’i Daniela

Fampidirana ny Bokin’i Daniela

Jereo ato ny famintinana ny bokin’i Daniela, izay miresaka faminaniana momba ny fanjakana nifandimby, nanomboka tamin’i Babylona ka hatramin’izao andro farany izao. Voalaza ao koa fa ny Fanjakan’Andriamanitra no hitondra amin’ny hoavy.