Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Bokin’i Rota

Fampidirana ny Bokin’i Rota

Ho hitanao ato hoe samy nidonam-pahoriana ny vehivavy iray sy ny vinantovaviny. Notahin’i Jehovah anefa izy mianaka satria be fitiavana sy tsy nivadika.