Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Bokin’i Joda

Fampidirana ny Bokin’i Joda

Nampiasa sarin-teny mazava tsara i Joda ao amin’ilay taratasiny mba hampitandremana ny Kristianina. Tiany ho fantatr’izy ireo hoe misy mitady hampianatra hevi-diso eo anivon’ny fiangonana sady mitady hitaona ny hafa hanao ratsy.