Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Bokin’i Titosy

Fampidirana ny Bokin’i Titosy

Nahazo andraikitra sarotra be i Titosy tany amin’ny Nosy Kreta, dia nisy toromarika nomen’i Paoly azy. Mbola mahasoa antsika hatramin’izao ny zavatra nolazain’i Paoly taminy.