Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Fampidirana ny Bokin’ny 2 Mpanjaka

Fampidirana ny Bokin’ny 2 Mpanjaka

Na dia be dia be aza ny Israelita nivavaka tamin’ny andriamani-diso, dia nisy vitsivitsy ihany tsy nivadika tamin’i Jehovah ka notahiny.