Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Tian’Andriamanitra ve Raha Mampiasa Sary Isika Rehefa Mivavaka?

Tian’Andriamanitra ve Raha Mampiasa Sary Isika Rehefa Mivavaka?

Tsy hita maso Andriamanitra. Ahoana àry no ahafahantsika manatona azy? Mety hahatsapa ho akaiky kokoa an’Andriamanitra ve isika raha mampiasa zavatra rehefa mivavaka aminy?