Nanomboka Nitondra ny Fanjakan’Andriamanitra Tamin’ny 1914
Hahita faminaniana ao amin’ny Baiboly ianao ato, izay manaporofo fa tamin’ny 1914 ny Fanjakan’Andriamanitra no nanomboka nanjaka any an-danitra. Nanomboka tamin’io taona io koa ny “andro farany.”—2 Timoty 3:1.