Izy Tokoa no “Nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy”

Mety hisalasala isika rehefa mandeha ny fotoana ary mety hihena ny finoantsika. Ampitomboy ny finoanao an’i Jesosy, ilay Mesia nampanantenaina sy Mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra.

Izy Tokoa no “Nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy” (Fizarana I)

Inona no mandresy lahatra anao hoe i Jesosy no nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy?

Izy Tokoa no “Nataon’Andriamanitra ho Tompo sy Kristy” (Fizarana II)

Jereo ato hoe inona no hanampy anao hampitombo ny finoanao an’i Jesosy.