Hijery ny anatiny

Mampianatra Antsika ho Be Herim-po sy Hamindra Fo ny Tantaran’i Jona

Tsy nankatò i Jona, rehefa nasain’i Jehovah nilaza didim-pitsarana tany Ninive, tanàna any Asyria. Nisy zava-nitranga niavaka anefa avy eo, ka lasa hainy hoe ahoana marina izany hoe be herim-po sy mamindra fo izany.