LESONA 3
Mahaiza Mametraka Fanontaniana
Mila mahay mametraka fanontaniana ianao mba hahatonga ny olona ho liana, sy hanampiana azy hanatsoaka hevitra marina tsara, ary mba hanasongadinana ny hevi-dehibe. Inona àry no azonao atao?