Ty Boky amy Baiboly Ato
Boky amy Soratsy Grika ao, Nisoraty Talohan’ny Andro Kristiana
ANARAN’NY BOKY |
MPANORATSY |
PILASY NANORATA AZY |
VITA TAMY (T.K.) |
FOTOA VOARESAKY AO (T.K.) |
---|---|---|---|---|
Genesisy |
Mosesy |
Dezera |
1513 |
“Tamy voalohany any” zisiky tamy 1657 |
Eksodosy |
Mosesy |
Dezera |
1512 |
1657-1512 |
Levitikosy |
Mosesy |
Dezera |
1512 |
vola 1 (1512) |
Nomery |
Mosesy |
Dezera noho Sakasakan’i Moaba |
1473 |
1512-1473 |
Deoteronomia |
Mosesy |
Sakasakan’i Moaba |
1473 |
2 vola (1473) |
Josoa |
Josoa |
Kanana |
t. 1450 |
1473–t. 1450 |
Mpitsara |
Samoela |
Israely |
t. 1100 |
t. 1450–t. 1120 |
Rota |
Samoela |
Israely |
t. 1090 |
11 tao nitondran’ny Mpitsara |
1 Samoela |
Samoela; Gada; Natana |
Israely |
t. 1078 |
t. 1180-1078 |
2 Samoela |
Gada; Natana |
Israely |
t. 1040 |
1077–t. 1040 |
1 Mpanjaka |
Jeremia |
Joda |
580 |
t. 1040-911 |
2 Mpanjaka |
Jeremia |
Joda noho Ejipta |
580 |
t. 920-580 |
1 Tantara |
Ezra |
Jerosalema (?) |
t. 460 |
Afaran’ny 1 Tantara 9:44: t. 1077-1037 |
2 Tantara |
Ezra |
Jerosalema (?) |
t. 460 |
t. 1037-537 |
Ezra |
Ezra |
Jerosalema |
t. 460 |
537–t. 467 |
Nehemia |
Nehemia |
Jerosalema |
taf. 443 |
456–taf. 443 |
Estera |
Mordekay |
Sosana, Elama |
t. 475 |
493–t. 475 |
Joba |
Mosesy |
Dezera |
t. 1473 |
140 tao mahery tanelanelan’ny 1657 noho 1473 |
Salamo |
Davida noho olo hafa |
t. 460 |
||
Ohabolana |
Solomona; Agora; Lemoela |
Jerosalema |
t. 717 |
|
Mpitoriteny |
Solomona |
Jerosalema |
tal. 1000 |
|
Tononkiran’i Solomona |
Solomona |
Jerosalema |
t. 1020 |
|
Isaia |
Isaia |
Jerosalema |
taf. 732 |
t. 778–taf. 732 |
Jeremia |
Jeremia |
Joda; Ejipta |
580 |
647-580 |
Fitomaniana |
Jeremia |
Marìny an’i Jerosalema |
607 |
|
Ezekiela |
Ezekiela |
Babylona |
t. 591 |
613–t. 591 |
Daniela |
Daniela |
Babylona |
t. 536 |
618–t. 536 |
Hosea |
Hosea |
Samaria |
taf. 745 |
tal. 804–taf. 745 |
Joela |
Joela |
Joda |
t. 820 (?) |
|
Amosa |
Amosa |
Joda |
t. 804 |
|
Obadia |
Obadia |
t. 607 |
||
Jona |
Jona |
t. 844 |
||
Mika |
Mika |
Joda |
tal. 717 |
t. 777-717 |
Nahoma |
Nahoma |
Joda |
tal. 632 |
|
Habakoka |
Habakoka |
Joda |
t. 628 (?) |
|
Zefania |
Zefania |
Joda |
tal. 648 |
|
Hagay |
Hagay |
Jerosalema |
520 |
112 andro (520) |
Zakaria |
Zakaria |
Jerosalema |
518 |
520-518 |
Malakia |
Malakia |
Jerosalema |
taf. 443 |
Boky amy Soratsy Grika ao, Nisoraty tamy Andro Kristiana
ANARAN’NY BOKY |
MPANORATSY |
PILASY NANORATA |
VITA TAMY (A.K.) |
FOTOA VOARESAKY AO |
---|---|---|---|---|
Matio |
Matio |
Israely |
t. 41 |
2 T.K.–33 A.K. |
Marka |
Marka |
Roma |
t. 60-65 |
29-33 A.K. |
Lioka |
Lioka |
Kaisaria |
t. 56-58 |
3 T.K.–33 A.K. |
Jaona |
Apostoly Jaona |
Efesosy, na mariniriny mbeny |
t. 98 |
Afaran’ny safà fampilira, 29-33 A.K. |
Asan’ny Apostoly |
Lioka |
Roma |
t. 61 |
33–t. 61 A.K. |
Romanina |
Paoly |
Korinto |
t. 56 |
|
1 Korintianina |
Paoly |
Efesosy |
t. 55 |
|
2 Korintianina |
Paoly |
Makedonia |
t. 55 |
|
Galatianina |
Paoly |
Korinto na Antiokia a Syria any |
t. 50-52 |
|
Efesianina |
Paoly |
Roma |
t. 60-61 |
|
Filipianina |
Paoly |
Roma |
t. 60-61 |
|
Kolosianina |
Paoly |
Roma |
t. 60-61 |
|
1 Tesalonianina |
Paoly |
Korinto |
t. 50 |
|
2 Tesalonianina |
Paoly |
Korinto |
t. 51 |
|
1 Timoty |
Paoly |
Makedonia |
t. 61-64 |
|
2 Timoty |
Paoly |
Roma |
t. 65 |
|
Titosy |
Paoly |
Makedonia (?) |
t. 61-64 |
|
Filemona |
Paoly |
Roma |
t. 60-61 |
|
Hebreo |
Paoly |
Roma |
t. 61 |
|
Jakoba |
Jakoba (rahalahin’i Jesosy) |
Jerosalema |
tal. 62 |
|
1 Petera |
Petera |
Babylona |
t. 62-64 |
|
2 Petera |
Petera |
Babylona (?) |
t. 64 |
|
1 Jaona |
Apostoly Jaona |
Efesosy, na mariniriny mbeny |
t. 98 |
|
2 Jaona |
Apostoly Jaona |
Efesosy, na mariniriny mbeny |
t. 98 |
|
3 Jaona |
Apostoly Jaona |
Efesosy, na mariniriny mbeny |
t. 98 |
|
Joda |
Joda (rahalahin’i Jesosy) |
Israely (?) |
t. 65 |
|
Apokalypsy |
Apostoly Jaona |
Patmo |
t. 96 |
[Tsy tena hay ty anaran’ny mpanoratsy ty boky sisany noho ty pilasy nanorata azy. Tsy voafaritsy soa ty daty sisany, ka “tafaran’ny” ty dikan’ny hoe taf., “talohan’ny” ty dikan’ny hoe tal., “tany ho any” ty dikan’ny hoe t., “Talohan’i Kristy” ty dikan’ny hoe T.K., le “Afaran’i Kristy” ty dikan’ny hoe A.K.]