EFAJORO 5A
“Hitanao ve Izao, ry Zanak’olona?”
Ireo zavatra efatra maharikoriko hitan’i Ezekiela tao amin’ny tempoly sy tao amin’ny tokotanin’ny tempoly. (Ezek. 8:5-16)
1. ILAY SAMPY MAHATONGA AN’ANDRIAMANITRA HO SARO-PIARO
2. ANTI-PANAHY 70 NANDORO EMBOKA MANITRA HO AN’ANDRIAMANI-DISO
3. VEHIVAVY NITOMANY AN’ILAY ANDRIAMANITRA ATAO HOE TAMOZA
4. LEHILAHY 25 NIVAVAKA TAMIN’NY MASOANDRO