Hanenty ty anatiny ao

Ho amy loha hevitsy any

FIZARANA FAHADIMY

‘Hiara-monina Amin’izy Ireo Aho’: Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio

‘Hiara-monina Amin’izy Ireo Aho’: Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio

EZEKIELA 43:7

HEVITRA HODINIHINA: Ny zavatra sasany tao amin’ilay fahitana momba ny tempoly sy izay azo ianarana avy amin’izy ireny

Misy itovizany be ny fahitana sasany nomen’i Jehovah an’i Ezekiela mpaminany sy ny apostoly Jaona. Manampy antsika hanompo an’i Jehovah amin’ny fomba ankasitrahany ny lesona sarobidy avy amin’ny zavatra sasany ao amin’ireo fahitana ireo, ary mampiseho hoe hanao ahoana ny fiainana ao amin’ny Paradisa rehefa hitondra ny tany ny Fanjakan’Andriamanitra.

AMY FIZARÀ TOY

TOKO 19

“Ho Velo ze Raha Iaby amy Faritsy Ivarinani-Vavarano Iny”

Nahoana isika no milaza hoe efa tanteraka ilay fahitan’i Ezekiela momba an’ilay renirano mikoriana avy ao amin’ny tempoly? Nahoana koa isika no milaza fa tanteraka amin’izao izy io ary mbola ho tanteraka amin’ny hoavy?

TOKO 20

“Zarao ho Lovanareo Tany Iny”

Nandidy an’i Ezekiela sy ireo niara-natao sesitany taminy mba hizara ny Tany Nampanantenaina ho an’ny fokon’ny Israely i Jehovah.

TOKO 21

“Zao ty ho Anarani-Tanà Iny: ... Jehovah ro Ao”

Inona no ianarantsika avy amin’ilay tanàna hitan’i Ezekiela sy anarany?

TOKO 22

“Ndranahary ro Ivavaho”

Ny tanjon’ity boky ity dia ny hanampy antsika ho tapa-kevitra kokoa hoe hanompo an’i Jehovah Andriamanitra irery ihany.