Hagnente ty agnate’ao

Hizilike amy ty lohahevetse

EFAJORO 7A

Ireo Firenena Nanodidina An’i Jerosalema

t. 650-300 T.K.

Ireo Firenena Nanodidina An’i Jerosalema

ZAVA-NITRANGA (T.K. DAHOLO NY DATY RESAHINA EO)

  1. 620: Nanomboka nifehy an’i Jerosalema ny Babylonianina.

    Lasa teo ambany fahefan’i Nebokadnezara ny mpanjakan’i Jerosalema.

  2. 617: Naka babo voalohany tany Jerosalema ny Babylonianina.

    Anisan’izany ny mpitondra sy ny miaramila matanjaka ary ny mpanao asa tanana.

  3. 607: Noravan’i Babylona i Jerosalema.

    Nodorany ilay tanàna sy ny tempoliny.

  4. Taorian’ny 607: Tyro (tanàna amoron-tsiraka).

    Nataon’i Nebokadnezara fahirano nandritra ny 13 taona i Tyro. Resiny ilay tanàna amoron-tsiraka fa ilay nosy kosa mbola teo.

  5. 602: Amona sy Moaba.

    Nanafika ny Amonita sy ny Moabita i Nebokadnezara.

  6. 588: Resin’i Babylona i Ejipta.

    Nanafika an’i Ejipta i Nebokadnezara tamin’ny taona faha-37 nanjakany.

  7. 332: Tyro (nosy).

    Noravan’ny tafika grika notarihin’i Aleksandra Lehibe ny nosin’i Tyro.

  8. 332 na talohan’izay: Filistia.

    Resin’i Aleksandra i Gaza, izay anisan’ny tanàn-dehibe tany Filistia.

Toerana ao Amin’ilay Sarintany

  • GRESY

  • RANOMASINA LEHIBE

  • (RANOMASINA MEDITERANE)

  • TYRO

  • Sidona

  • Tyro

  • Samaria

  • Jerosalema

  • Gaza

  • FILISTIA

  • EJIPTA

  • BABYLONA

  • AMONA

  • MOABA

  • EDOMA