Hagnente ty agnate’ao

Hizilike amy ty lohahevetse

FIZARANA FAHEFATRA

“Hafana Fo Aho Hiaro ny Anarako Masina”: Tsy Hahomby ny Fanafihana ny Fivavahana Madio

“Hafana Fo Aho Hiaro ny Anarako Masina”: Tsy Hahomby ny Fanafihana ny Fivavahana Madio

EZEKIELA 39:25

HEVITRA HODINIHINA: Harovan’i Jehovah ny vahoakany mandritra ny fahoriana lehibe

Tian’i Jehovah ny olon-drehetra, nefa tsy maintsy hotsarainy amin’izay ataony ny tsirairay. Inona no tsapany rehefa misy olona milaza hoe manompo azy nefa hita amin’ny ataony hoe mivadika aminy? Iza no havelany ho tafavoaka velona amin’ny fahoriana lehibe? Nahoana i Jehovah no handringana olona an-tapitrisany nefa izy Andriamanitra fitiavana?

TY FIZARAGNE TOY

TOKO 15

“Tsy Hengako Hanao Makorely Sasa Rehe”

Inona no azontsika ianarana avy amin’ireo mpivaro-tena resahin’ny bokin’i Ezekiela sy ny Apokalypsy?

TOKO 16

“Asio Mareke Ty Handry O Ndatio”

Nasiana marika ny olona tsy nivadika tamin’ny andron’i Ezekiela, amin’izay ry zareo tafavoaka velona. Mahakasika antsika amin’izao andro izao koa ve izany?

TOKO 17

“O Goga, Hisiako Rehe”

Iza i Goga avy any Magoga ary inona ilay tany hotafihiny?

TOKO 18

“Ho Vignetse Mafe Raho”

Ho tezitra be i Jehovah rehefa hanafika ny vahoakany i Goga. Harovan’i Jehovah ireo vahoakany ireo amin’izay.