EFAJORO 10A
Naverina Tamin’ny Laoniny Tsikelikely ny Fivavahana Madio
-
“Feona zavatra nikatrokatroka”
Nandika Baiboly tamin’ny teny anglisy sy tamin’ny fiteny hafa i William Tyndale sy ny namany
-
“Hozatra sy nofo”
Nampiharihary ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly i Charles Russell sy ny namany
-
“Velona izy ireo ka nijoro tamin’ny tongony”
Hoatran’ny hoe velona indray ny vahoakan’i Jehovah tamin’ny 1919, ka vao mainka nazoto nitory ry zareo taorian’izay